2 Chronicles 3:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nopetahany takelaka volamena ny Trano, dia ny rairainy, ny tokonany, ny rindriny ary ny lelam-baravarany; nasiany sarin’ny kerobima koa ny rindrina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nopetahany volamena ny trano, dia ny sakamandimby, ny tolàna, ny rindrina, ny varavarana, ary nasiana kerobima nosokirina ny rindrina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nopetahana takela-bolamena hatramin’ny rairainy sy ny tokonana ary ny rindrina sy ny lelambaravarana; ary nanaovany sary sikotra kerobima koa ny rindrina.
Malagasy Bible 1865
Ary nopetahany takela-bolamena ny trano, dia ny rairainy sy ny tokonany sy ny rindriny ary ny lela-varavarany; ary nosoratany nasiany sarin'ny kerobima ny rindrina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nopetahany takelaka volamena ny Trano, dia ny rairainy, ny tokonany, ny rindriny ary ny lelam-baravarany; nasiany sarin’ny kerobima koa ny rindrina.
malagasy
Ary nopetahany takela-bolamena ny trano, dia ny rairainy sy ny tokonany sy ny rindriny ary ny lela-varavarany; ary nosoratany nasiany sarin'ny kerobima ny rindrina.