2 Chronicles 3:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanangana ny efitrano masina indrindra izy: Ny lavany dia roapolo hakiho mifanerana amin’ny sakan’ny trano, roapolo hakiho koa ny sakany; nopetahany takelaka volamena tsara milanja talenta eninjato izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nataony ny efitrano masina indrindra: roapolo hakiho araka ny sakan’ny trano ny halavany, ary roapolo hakiho ny sakany. Nopetahany volamena madio io, nahalaniana talenta volamena enin-jato,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo dia natao ilay efitrano antsoina hoe Toeramasina Indrindra; efamira io efitrano io fa ny lafiny rehetra dia samy nirefy folo metatra tahaka ny sakan’ny tempoly. Nopetahana takela-bolamena milanja roapolo taonina ny rindrina anatiny.
Malagasy Bible 1865
Ary nanao ny efi-trano masina indrindra izy: ny lavany dia roa-polo hakiho mifanerana amin'ny sakan'ny trano, ary roa-polo hakiho koa ny sakany; ary nopetahany takela-bolamena tsara talenta enin-jato izy
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanangana ny efitrano masina indrindra izy: Ny lavany dia roapolo hakiho mifanerana amin’ny sakan’ny trano, roapolo hakiho koa ny sakany; nopetahany takelaka volamena tsara milanja talenta eninjato izany.
malagasy