2 Chronicles 3:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny lanjan’ny hombo volamena dia sekela dimampolo. Ny efitrano ambony dia nopetahany volamena koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary dimampolo sikla ny lanjan’ny hombo volamena. Ny efitrano ambony nopetahany volamena koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny fantsika volamena dia nilanja dimampolo sekela. Ary ireo efitrano tamboniny aza dia nopetahana volamena koa ny rindrina anatiny.
Malagasy Bible 1865
Ary ny lanjan'ny hombo volamena dia sekely dimam-polo. Ary ny efi-trano ambony nopetahany volamena koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny lanjan’ny hombo volamena dia sekela dimampolo. Ny efitrano ambony dia nopetahany volamena koa.
malagasy
Ary ny lanjan'ny hombo volamena dia sekely dimam-polo. Ary ny efi-trano ambony nopetahany volamena koa.