2 Chronicles 30:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nitety ny tanàna hatrany amin’ny tanin’i Efraima sy i Manase ka hatrany amin’i Zebolona ny iraka haingam-pandeha; fa nihomehezan’ny olona sy novazivaziny foana izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Notetezin’ny mpihazakazaka toy izany avokoa ny tanàna any amin’ny tanin’i Efraima sy i Manase, ka hatrany amin’i Zabolôna; nefa nihomehezan’ny olona sy novazivaziny foana izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia notetezin’ireto iraka faingam-pandeha ny tanàna amin’ny faritra efraimita sy manasita ka hatrany amin’ny faritra zebolonita; fa nihomehezan’ny olona sy novazivaziny foana ireo.
Malagasy Bible 1865
Ary ny tsimandoa nitety ny tanàna hatrany amin'ny tanin'ny Efraima sy ny Manase ka hatrany amin'ny Zebolona; fa nihomehezan'ny olona sy novazivaziny foana izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nitety ny tanàna hatrany amin’ny tanin’i Efraima sy i Manase ka hatrany amin’i Zebolona ny iraka haingam-pandeha; fa nihomehezan’ny olona sy novazivaziny foana izy.
malagasy
Ary ny tsimandoa nitety ny tanàna hatrany amin'ny tanin'ny Efraima sy ny Manase ka hatrany amin'ny Zebolona; fa nihomehezan'ny olona sy novazivaziny foana izy.