2 Chronicles 30:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nisy ihany anefa ny olona avy amin’i Asera sy i Manase ary i Zebolona izay nanetry tena ka tonga tany Jerosalema.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny olona sasany tamin’ny Asera sy i Manase ary i Zabolôna no hany nanetry tena ka tonga tany Jerosalema.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa tamin’ny foko aserita sy manasita ary zebolonita dia nisy ihany olona vitsivitsy mba resy lahatra ka tonga tany Jerosalema.
Malagasy Bible 1865
Kanefa kosa ny tamin'ny Asera sy ny Manase ary ny Zebolona dia nisy ihany nanetry tena ka tonga tany Jerosalema.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nisy ihany anefa ny olona avy amin’i Asera sy i Manase ary i Zebolona izay nanetry tena ka tonga tany Jerosalema.
malagasy
Kanefa kosa ny tamin'ny Asera sy ny Manase ary ny Zebolona dia nisy ihany nanetry tena ka tonga tany Jerosalema.