2 Chronicles 30:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nitsangana teo amin’ny fitoerany tahaka ny fanao izy, araka ny lalànan’i Mosesy, lehilahin’Andriamanitra; ary ny mpisorona no namafy ny ra izay teny an-tanan’ny levita.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nipetraka teo amin’ny fitoerana fipetrahany araka ny fandaharana, araka ny lalàn’i Môizy, ilay olon’Andriamanitra izy ireo; ary ny mpisorona nandraraka ny ra, noraisiny avy any an-tanan’i Levita.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Samy naka toerana toy ny mahazatra izy, araka ny lalànan’i Mosesy olon’Andriamanitra; ary nararaky ny mpisorona teo ambony alitara ny ra izay natolotry ny levita azy.
Malagasy Bible 1865
Ary nitsangana teo amin'ny fitoerany tahaka ny fanao izy, araka ny lalàn'i Mosesy, lehilahin'Andriamanitra; ary ny mpisorona nanopy ny rà izay teny an-tànan'ny Levita.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nitsangana teo amin’ny fitoerany tahaka ny fanao izy, araka ny lalànan’i Mosesy, lehilahin’Andriamanitra; ary ny mpisorona no namafy ny ra izay teny an-tanan’ny levita.
malagasy
Ary nitsangana teo amin'ny fitoerany tahaka ny fanao izy, araka ny lalàn'i Mosesy, lehilahin'Andriamanitra; ary ny mpisorona nanopy ny rà izay teny an-tànan'ny Levita.