2 Chronicles 30:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa nisy maro ny tao amin’ny fiangonana no tsy mba nanamasina ny tenany, koa ny levita no nampamonoina ny Paska hisolo izay rehetra tsy madio mba hanamasina azy ho an’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny Levita dia notendrena hamono ny soron’ny Paka, ho an’izay rehetra tsy madio mba hanokana azy ireo ho an’i Iaveh; fa betsaka ny olona teo amin’ny fiangonana no tsy mbola nanamasina ny tenany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy maro manko tamin’ny vahoaka tafangona no tsy mbola nidio tena; dia ny levita no nampamonoina ny biby fanolotra amin’ny Paska ka nisolo izay rehetra tsy madio mba hampisy hasina ny sorony amin’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Fa nisy maro tao amin'ny fiangonana izay tsy mba nanamasina ny tenany, ka dia ny Levita no nampamonoina ny Paska hisolo izay rehetra tsy madio mba hanamasina azy ho an'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa nisy maro ny tao amin’ny fiangonana no tsy mba nanamasina ny tenany, koa ny levita no nampamonoina ny Paska hisolo izay rehetra tsy madio mba hanamasina azy ho an’NY TOMPO.
malagasy
Fa nisy maro tao amin'ny fiangonana izay tsy mba nanamasina ny tenany, ka dia ny Levita no nampamonoina ny Paska hisolo izay rehetra tsy madio mba hanamasina azy ho an'i Jehovah.