2 Chronicles 30:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa nisy olona betsaka teo ka maro ny avy tamin’i Efraima, i Manase, i Isakara ary i Zebolona, no tsy mba nanadio ny tenany, kanefa nihinana ny Paska ihany izy, fa tsy araka izay voasoratra. Ary nivavaka ho an’ireny i Hezekia hoe: RY TOMPO tsara ô, mamelà
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa betsaka tamin’ny vahoaka, maro tamin’i Efraima, i Manase, i Isakara, i Zabolôna, no dia tsy nandio tena, ka nihinana ny Paka ihany, nefa tsy nanaraka izay voasoratra. Fa dia nivavaka ho azy ireo i Ezekiasa, nanao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny ankamaroan’ny olona, indrindra fa ireo anisan’ny foko efraimita sy manasita ary jisakarita sy zebolonita, no tsy nidio tena, kanefa nihinana ny sakafo Paska ihany, na dia tsy araka izay voasoratra aza. Saingy nivavaka ho an’ireny i Hezekià ka nanao hoe: «TOMPO tsara fo ô, mba mamelà
Malagasy Bible 1865
Fa nisy olona betsaka, dia maro avy tamin'ny Efraima sy ny Manase sy ny Isakara ary ny Zebolona, no tsy mba nanadio ny tenany, kanefa nihinana ny Paska ihany izy, fa tsy araka izay voasoratra. Ary Hezekia nivavaka ho an'ireny ka nanao hoe: Jehovah tsara ô, mamelà
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa nisy olona betsaka teo ka maro ny avy tamin’i Efraima, i Manase, i Isakara ary i Zebolona, no tsy mba nanadio ny tenany, kanefa nihinana ny Paska ihany izy, fa tsy araka izay voasoratra. Ary nivavaka ho an’ireny i Hezekia hoe: RY TOMPO tsara ô, mamelà
malagasy