2 Chronicles 30:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
izay rehetra efa nampitodika ny fony hitady an’Andriamanitra, dia NY TOMPO, Andriamanitry ny razany, na dia tsy madio araka ny fahadiovan’ny fitoerana masina aza izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«I Iaveh mpamindra fo anie hamela heloka an’ireo nandraikitra ny fony hitady an’Andriamanitra, i Iaveh, Andriamanitry ny razany, na dia tsy ananany aza ny fahadiovana ilaina ao amin’ny fitoerana masina.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
izay olona efa nanomana ny fony manontolo hitady Anao TOMPO Andriamanitry ny razany, na dia tsy madio araka izay takîn’izao zava-masina izao aza izy.»
Malagasy Bible 1865
izay rehetra efa nampiomana ny fony hitady an'Andriamanitra, dia Jehovah, Andriamanitry ny razany, na dia tsy madio araka ny fahadiovan'ny fitoerana masina aza izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
izay rehetra efa nampitodika ny fony hitady an’Andriamanitra, dia NY TOMPO, Andriamanitry ny razany, na dia tsy madio araka ny fahadiovan’ny fitoerana masina aza izy.
malagasy
izay rehetra efa nampiomana ny fony hitady an'Andriamanitra, dia Jehovah, Andriamanitry ny razany, na dia tsy madio araka ny fahadiovan'ny fitoerana masina aza izy.