2 Chronicles 30:2 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny mpanjaka sy ny mpanapaka mbamin’ny fiangonana rehetra tany Jerosalema dia niara-nihevitra ny amin’ny hitandremana ny Paska amin’ny volana faharoa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanao fivoriana fakan-kevitra ny amin’ny hankalazana ny Paka amin’ny volana faharoa ny mpanjaka sy ny lehibe mbamin’ny fiangonana rehetra tao Jerosalema;
Malagasy Bible 1865
Fa ny mpanjaka sy ny mpanapaka mbamin'ny fiangonana rehetra tany Jerosalema dia niara-nihevitra ny amin'ny hitandremana ny Paska amin'ny volana faharoa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny mpanjaka sy ny mpanapaka mbamin’ny fiangonana rehetra tany Jerosalema dia niara-nihevitra ny amin’ny hitandremana ny Paska amin’ny volana faharoa.
malagasy