2 Chronicles 30:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary NY TOMPO nihaino an’i Hezekia ka nahasitrana ny olona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nihaino an’i Ezekiasa i Iaveh, ka namela ny heloky ny vahoaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nohenoin’ny TOMPO i Hezekià ka navelany heloka ny vahoaka.
Malagasy Bible 1865
Ary Jehovah nihaino an'i Hezekia ka nahasitrana ny olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary NY TOMPO nihaino an’i Hezekia ka nahasitrana ny olona.
malagasy
Ary Jehovah nihaino an'i Hezekia ka nahasitrana ny olona.