2 Chronicles 30:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niara-nihevitra ny amin’ny hitandremana hafitoana indray ny fiangonana manontolo avy eo ka mbola nitandrina hafitoana koa tamim-pifaliana,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niray hevitra ny fiangonana rehetra, fa hankalaza hafitoana indray, ka nankalazainy an-kafaliana ny hafitoana;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny vahoaka rehetra tafangona teo dia niombon-kevitra ny amin’ny mbola hanohizana herinandro indray ny fankalazana; ka dia nataony tamin-kafaliana koa izany,
Malagasy Bible 1865
Ary ny fiangonana rehetra niara-nihevitra ny amin'ny hitandremana hafitoana indray; ka dia mbola nitandrina hafitoana koa tamin'ny hafaliana izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niara-nihevitra ny amin’ny hitandremana hafitoana indray ny fiangonana manontolo avy eo ka mbola nitandrina hafitoana koa tamim-pifaliana,
malagasy
Ary ny fiangonana rehetra niara-nihevitra ny amin'ny hitandremana hafitoana indray; ka dia mbola nitandrina hafitoana koa tamin'ny hafaliana izy.