2 Chronicles 30:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa nanome vantotra ombilahy arivo sy ondry aman’osy fito arivo ho an’ny fiangonana i Hezekia, mpanjakan’ny Joda; ny mpanapaka koa dia nanome vantotra ombilahy arivo sy ondry aman’osy iray alina ho an’ny fiangonana; ary maro ny mpisorona no nanamasina ny tenany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa ny fiangonana dia nomen’i Ezekiasa mpanjakan’i Jodà, ombalahy 1.000 sy ondry 7.000, ary ny lehibe koa efa nanome azy ombalahy 1.000 sy ondry 10.000, ary maro ny mpisorona no nanamasina ny tenany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria i Hezekià mpanjakan’i Joda dia nanome ombilahy arivo sy ondry aman’osy fito arivo, ary ny manampahefana koa nanome ombilahy arivo sy ondry aman’osy 10 000 ho an’ny olona. Ankoatra izany, maro ny mpisorona no nanao fidiovan-tena.
Malagasy Bible 1865
Fa Hezekia, mpanjakan'ny Joda, nanome vantotr'ombilahy arivo sy ondry aman'osy fito arivo ho an'ny fiangonana; ary ny mpanapaka koa nanome vantotr'ombilahy arivo sy ondry aman'osy iray alina ho an'ny fiangonana; ary maro ny mpisorona no nanamasina ny tenany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa nanome vantotra ombilahy arivo sy ondry aman’osy fito arivo ho an’ny fiangonana i Hezekia, mpanjakan’ny Joda; ny mpanapaka koa dia nanome vantotra ombilahy arivo sy ondry aman’osy iray alina ho an’ny fiangonana; ary maro ny mpisorona no nanamasina ny tenany.
malagasy