2 Chronicles 30:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa nisy fifaliana be tany Jerosalema. Hatramin’ny andron’i Solomona, zanak’i Davida, mpanjakan’ny Israely, dia tsy mbola nisy tahaka izany tany Jerosalema.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka nisy fifaliana lehibe tao Jerosalema, ary tsy mbola nisy toy izany tao Jerosalema hatramin’ny andron’i Salômôna zanak’i Davida, mpanjakan’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fifaliana goavana no tao Jerosalema; fa hatramin’ny andron’i Salômôna, zanakalahin’i Davida sady mpanjakan’i Israely, dia tsy mbola nisy tahaka izany tao an-tanàna.
Malagasy Bible 1865
Koa nisy fifaliana be tany Jerosalema; fa hatramin'ny andron'i Solomona, zanak'i Davida, mpanjakan'ny Isiraely, dia tsy mbola nisy tahaka izany tany Jerosalema.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa nisy fifaliana be tany Jerosalema. Hatramin’ny andron’i Solomona, zanak’i Davida, mpanjakan’ny Israely, dia tsy mbola nisy tahaka izany tany Jerosalema.
malagasy
Koa nisy fifaliana be tany Jerosalema; fa hatramin'ny andron'i Solomona, zanak'i Davida, mpanjakan'ny Isiraely, dia tsy mbola nisy tahaka izany tany Jerosalema.Dia nitsangana ny Levita sy ny mpisorona ka nitso-drano ny olona; ary nohenoin'Andriamanitra ny feony, ka niakatra ho any an-danitra, fonenany masina, ny fivavany.