2 Chronicles 30:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nitsangana ny levita sy ny mpisorona ka nitsodrano ny olona; ary nohenoin’Andriamanitra ny feony ka niakatra ho any an-danitra, fonenany masina, ny vavaka nataony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nitsangana ireo mpisorona levitika, dia nitso-drano ny vahoaka, ary voahaino ny feon’izy ireo, ka tafapaka hatrany amin’ny fonenana masin’i Iaveh hatrany an-danitra, ny vavaka nataony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony farany, nitsangana ny levita mpisorona ka nitsodrano ny vahoaka; ary nohenoin’Andriamanitra ny tonombavak’ireo satria tafapaka tany an- danitra izay fonena-masiny.
Malagasy Bible 1865
Dia nitsangana ny Levita sy ny mpisorona ka nitso-drano ny olona; ary nohenoin'Andriamanitra ny feony, ka niakatra ho any an-danitra, fonenany masina, ny fivavany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nitsangana ny levita sy ny mpisorona ka nitsodrano ny olona; ary nohenoin’Andriamanitra ny feony ka niakatra ho any an-danitra, fonenany masina, ny vavaka nataony.
malagasy
Dia nitsangana ny Levita sy ny mpisorona ka nitso-drano ny olona; ary nohenoin'Andriamanitra ny feony, ka niakatra ho any an-danitra, fonenany masina, ny fivavany.