2 Chronicles 30:3 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa tsy nahatandrina azy izy tamin’izany andro izany, satria vitsy loatra ny mpisorona nanamasina ny tenany, ary ny olona koa dia tsy mbola vory tany Jerosalema.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
noho izy tsy azo natao tamin’ny fotoany, satria ny mpisorona efa nanamasina ny tenany mbola tsy ampy isa loatra, ary ny vahoaka koa mbola tsy vory tao Jerosalema.
Malagasy Bible 1865
Nefa tsy nahatandrina azy tamin'izany andro izany izy, satria ny mpisorona tsy mbola nanamasina ny tenany loatra, ary ny olona koa tsy mbola vory tany Jerosalema.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa tsy nahatandrina azy izy tamin’izany andro izany, satria vitsy loatra ny mpisorona nanamasina ny tenany, ary ny olona koa dia tsy mbola vory tany Jerosalema.
malagasy