2 Chronicles 30:4 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Sitraky ny mpanjaka sy ny fiangonana manontolo izany,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noheverin’ny mpanjaka sy ny fiangonana rehetra ho mety tokoa izany.
Malagasy Bible 1865
Ary sitraky ny mpanjaka sy ny fiangonana rehetra izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Sitraky ny mpanjaka sy ny fiangonana manontolo izany,
malagasy
Ary sitraky ny mpanjaka sy ny fiangonana rehetra izany.