2 Chronicles 30:5 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia nanome didy izy handefa teny manerana ny Israely rehetra hatrany Bery-Sheba ka hatrany Dana mba hankanesan’ny olona hitandrina ny Paska ho an’NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely, any Jerosalema; fa ny be sy ny maro dia tsy mba nitandrina azy araka ny voasoratra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nanapa-kevitra ny handefa teny amin’i Israely rehetra, hatrany Bersabea ka hatrany Dana izy ireo, mba samy ho tonga ao Jerosalema ny olona, hanao ny Paka ho fankalazana an’i Iaveh Andriamanitr’i Israely, fa efa tsy nankalazain’izy ireo mitamba-be intsony, araka ny voasoratra.
Malagasy Bible 1865
Dia nandidy handefa teny eran'ny Isiraely rehetra hatrany Beri-sheba ka hatrany Dana izy mba hankanesan'ny olona hitandrina ny Paska ho an'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, any Jerosalema; fa ny be sy ny maro tsy mba nitandrina azy araka ny voasoratra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia nanome didy izy handefa teny manerana ny Israely rehetra hatrany Bery-Sheba ka hatrany Dana mba hankanesan’ny olona hitandrina ny Paska ho an’NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely, any Jerosalema; fa ny be sy ny maro dia tsy mba nitandrina azy araka ny voasoratra.
malagasy