2 Chronicles 30:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza manahaka ny rainareo sy ny rahalahinareo izay nivadika tamin’NY TOMPO, Andriamanitry ny razany, ka nanolorany azy ho figagana araka izao hitanareo izao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza manahaka ny rainareo aman-drahalahinareo, izay nanota tamin’i Iaveh, ka nataony nianjadian’ny fahoriana, araka izao hitanareo izao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza manahaka ny ray aman-dreninareo sy mpiray tampo aminareo, fa nivadika tamin’ny TOMPO Andriamanitry ny razany izy ireo ka dia natolony ho amin’ny faharavana araka izao hitanareo izao.
Malagasy Bible 1865
Aza manahaka ny rainareo sy ny rahalahinareo izay nivadika tamin'i Jehovah, Andriamanitry ny razany, ka dia natolony ho figagana araka izao hitanareo izao izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza manahaka ny rainareo sy ny rahalahinareo izay nivadika tamin’NY TOMPO, Andriamanitry ny razany, ka nanolorany azy ho figagana araka izao hitanareo izao.
malagasy
Aza manahaka ny rainareo sy ny rahalahinareo izay nivadika tamin'i Jehovah, Andriamanitry ny razany, ka dia natolony ho figagana araka izao hitanareo izao izy.