2 Chronicles 31:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nasain’i Hezekia nanamboatra efitrano fitahirizana tao amin’ny tranon’NY TOMPO izy; dia namboariny izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nasain’i Ezekiasa namboarana efitrano tao an-tranon’i Iaveh ka dia namboarina izany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia efitrano fitahirizan-javatra no nasain’i Hezekià namboarina tao an-tranon’ny TOMPO; ka rehefa voavoatra izany,
Malagasy Bible 1865
Ary nasain'i Hezekia namboatra efi-trano fitehirizana tao amin'ny tranon'i Jehovah izy; dia namboariny izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nasain’i Hezekia nanamboatra efitrano fitahirizana tao amin’ny tranon’NY TOMPO izy; dia namboariny izany.
malagasy
Ary nasain'i Hezekia namboatra efi-trano fitehirizana tao amin'ny tranon'i Jehovah izy; dia namboariny izany.