2 Chronicles 31:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tamin’ny fahamarinana no nampidirany ny fanomezana sy ny fahafolonkarena ary ny zavatra nohamasininy. I Konania levita no mpitahiry ireny, i Simey rahalahiny no lefiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia nampidirina tao, tsy misy tomika, ny fanomezana voaavaka, ny fahafolon-karena, ary ny zavatra voatokana. I Kôneniasa Levita no tonian’ny fitandremana an’ireo; i Semeià rahalahiny no lefiny,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia hatrany hatrany no nampidirana ny ampaham-bokatra sy ny fahafolon-karena ary ny zavatra hafa natokana ho an’ny Tompo. Ilay levita atao hoe Kônanià no mpiandraikitra ireny, ary i Simehỳ rahalahiny no mpanampy azy.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'ny fahamarinany no nampidirany ny fanatitra sy ny fahafolon-karena sy ny zavatra nohamasininy; ary Konania Levita no mpitahiry ireny, ary simey rahalahiny no manarakaraka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tamin’ny fahamarinana no nampidirany ny fanomezana sy ny fahafolonkarena ary ny zavatra nohamasininy. I Konania levita no mpitahiry ireny, i Simey rahalahiny no lefiny.
malagasy
Ary tamin'ny fahamarinany no nampidirany ny fanatitra sy ny fahafolon-karena sy ny zavatra nohamasininy; ary Konania Levita no mpitahiry ireny, ary simey rahalahiny no manarakaraka.