2 Chronicles 31:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Jehiela, i Azazia, i Nahata, i Asahela, i Jerimota, i Jozabada, i Eliala, i Jismakia, i Mahata ary i Benaia, fehin’i Konania sy i Simey rahalahiny, no tonian’ireny, araka ny didin’i Hezekia mpanjaka sy i Azaria, mpanapaka ny tranon’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary i Jahiela, i Azariasa, i Nahata, i Asaela, i Jerimota, i Jôzabada, i Eliala, i Jesmakiasa, i Mahata sy i Banaiasa no mpikarakara nofehezin’i Kôneiasa sy i Semeià rahalahiny, araka ny nandaharan’i Ezekiasa mpanjaka sy i Azariasa mpanapaka ao amin’ny tranon’Andriamanitra, an’izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny tonian’ireny kosa dia i Jehiela sy i Hazazià, i Nahata sy i Hasahela, i Jeremôta sy i Jôzabada, i Eliela sy i Jismahià ary i Mahata sy i Benaià; teo ambany fifehezan’i Kônanià sy i Simehỳ mirahalahy izy ireo, araka ny didin’i Hezekià mpanjaka sy i Hazarià mpiandraikitra ny tranon’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Ary Jehiela sy Azazia sy Nahata sy Asahela sy Jerimota sy Jozabada sy Eliala sy Jismakia sy Mahata ary Benaia, fehin'i Konania sy Simey rahalahiny, no tonian'ireny, araka ny didin'i Hezekia mpanjaka sy Azaria, mpanapaka ny tranon'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Jehiela, i Azazia, i Nahata, i Asahela, i Jerimota, i Jozabada, i Eliala, i Jismakia, i Mahata ary i Benaia, fehin’i Konania sy i Simey rahalahiny, no tonian’ireny, araka ny didin’i Hezekia mpanjaka sy i Azaria, mpanapaka ny tranon’Andriamanitra.
malagasy