2 Chronicles 31:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Kore levita, zanak’i Jimna, mpiandry varavarana tao atsinanana, no tonian’ny fanatitra an-tsitrapo ho an’Andriamanitra ka hizara ny fanomezana ho an’NY TOMPO sy ny zava-masina indrindra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Kôre Levita mpiandry ny varavarana atsinanana no tonian’ny fanatitra an-tsitrapo naterin’ny olona ho an’i Iaveh, mba hizarazara izay voaavaka ho an’i Iaveh mbamin’ny zavatra masina indrindra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ilay levita atao hoe Kôrà, zanakalahin’i Jimnà sady mpiandry ny varavarana atsinanana, no nisahana ny fanati-tsitrapo ho an’Andriamanitra ary nizara ny zavatra navahana ho an’ny TOMPO sy ny zava-masina indrindra.
Malagasy Bible 1865
Ary Kore Levita, zanak'i Jimna, mpiandry varavarana tao atsinanana, no tonian'ny fanati-tsitrapo ho an'Andriamanitra, hizara ny fanatitra asandratra ho an'i Jehovah sy ny zava-masina indrindra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Kore levita, zanak’i Jimna, mpiandry varavarana tao atsinanana, no tonian’ny fanatitra an-tsitrapo ho an’Andriamanitra ka hizara ny fanomezana ho an’NY TOMPO sy ny zava-masina indrindra.
malagasy
Ary Kore Levita, zanak'i Jimna, mpiandry varavarana tao atsinanana, no tonian'ny fanati-tsitrapo ho an'Andriamanitra, hizara ny fanatitra asandratra ho an'i Jehovah sy ny zava-masina indrindra.