2 Chronicles 31:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fehin’i Kore dia i Edena, i Miniamina, i Jesoa, i Semaia, i Amaria ary i Sekania tao amin’ny tanànan’ny mpisorona; adidin’ireo ny hizara ho an’ny rahalahiny araka ny antokony avy, na ny lehibe na ny kely,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nisy fehiny niandry raharaha homeny azy ireo, tao amin’ny tanànan’ny mpisorona, dia i Edena, i Benjamina, i Jesoe, i Semeiàsa, i Amariasa, i Sekeniasa, izay niadidy ny fizaràna ho an’ny rahalahiny, araka ny antokony avy, na ny lehibe na ny kely;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Teo ambany fifehezan’i Korà hatrany hatrany kosa ry i Hedena sy i Miniamîna, i Jesoa sy i Semahià ary i Amarià sy i Sekanià izay tany amin’ireo tanànan’ny mpisorona. Ary adidin’izy enin-dahy ny hizara sakafo ho an’ireo mpiombona asa aminy, na ny lehibe na ny kely,
Malagasy Bible 1865
Ary ny fehin'i Kore dia Edena sy Miniamina sy Jesoa sy Semaia sy Amaria ary Sekania tao amin'ny tanànan'ny mpisorona; ary adidin'ireo ny hizara ho an'ny rahalahiny araka ny antokony avy, na ny lehibe na ny kely,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fehin’i Kore dia i Edena, i Miniamina, i Jesoa, i Semaia, i Amaria ary i Sekania tao amin’ny tanànan’ny mpisorona; adidin’ireo ny hizara ho an’ny rahalahiny araka ny antokony avy, na ny lehibe na ny kely,
malagasy