2 Chronicles 31:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
afa-tsy ny lehilahy voasoratra hatramin’ny telo taona no ho miakatra, dia izay miditra ao amin’ny tranon’NY TOMPO handray ny anjarany isanandro noho ny fanompoany amin’ny anjara raharahany araka ny antokony avy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
afa-tsy ny lehilahy voasoratra, hatramin’ny telo taona no ho miakatra, dia izay rehetra niditra tao an-tranon’i Iaveh, araka ny ilainy isan’andro mba hanao ny fanompoana, araka ny anjara raharahany sy ny antokony avy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
isaky ny lehilahy voasoratra hatramin’ny zazalahy feno telo taona no ho miakatra; ankoatra ireo, dia mahazo zavatra manokana isan’andro koa izay mpisorona sy levita rehetra miditra ao an-tranon’ny TOMPO mba hanao fanompoana amin’ny anjara raharahany araka ny antokony avy.
Malagasy Bible 1865
afa-tsy ny lehilahy voasoratra hatramin'ny telo taona no ho miakatra, dia izay miditra ao an-tranon'i Jehovah handray ny anjarany isanandro noho ny fanompoany amin'ny anjara-raharahany araka ny antokony avy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
afa-tsy ny lehilahy voasoratra hatramin’ny telo taona no ho miakatra, dia izay miditra ao amin’ny tranon’NY TOMPO handray ny anjarany isanandro noho ny fanompoany amin’ny anjara raharahany araka ny antokony avy.
malagasy