2 Chronicles 31:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny amin’ny fanoratana ny mpisorona dia nosoratana araka ny fianakaviany avy; ny levita koa dia hatramin’ny roapolo taona no ho miakatra, araka ny anjara raharahany sy ny antokony avy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny boky fanoratana ny mpisorona dia nalahatra araka ny fianakavian-drain’izy ireo ary ny Levita dia voasoratra araka ny raharahany sy ny antokony avy, hatramin’ny roapolo taona no ho miakatra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny fanoratana ny mpisorona moa dia natao araka ny fianakaviany avy; fa ny levita kosa, hatramin’ny roapolo taona no ho miakatra, dia nosoratana araka ny anjara raharahany sy araka ny antokony avy.
Malagasy Bible 1865
Ary ny amin'ny fanoratana ny mpisorona koa, dia nosoratana araka ny fianakaviany avy, ary ny Levita koa hatramin'ny roa-polo taona no ho miakatra, araka ny anjara-raharahany sy ny antokony avy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny amin’ny fanoratana ny mpisorona dia nosoratana araka ny fianakaviany avy; ny levita koa dia hatramin’ny roapolo taona no ho miakatra, araka ny anjara raharahany sy ny antokony avy.
malagasy
Ary ny amin'ny fanoratana ny mpisorona koa, dia nosoratana araka ny fianakaviany avy, ary ny Levita koa hatramin'ny roa-polo taona no ho miakatra, araka ny anjara-raharahany sy ny antokony avy.