2 Chronicles 31:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nomena koa ny ankohonany rehetra izay voasoratra, dia ny vadiny mbamin’ny zanany lahy sy ny zanany vavy rehetra; satria tamin’ny fahamarinany no nanamasinany ny tenany ny amin’ny zavatra masina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Voasoratra tao anatin’ny boky ny zanany rehetra, ny vadiny, ny zanany lahy, ny zanany vavy, ny fiangonana rehetra, fa noho ny fahamarinany dia nikarakara tamim-pahamasinana ny fanatitra masina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fisoratana nahafaoka ny ankohonany rehetra izany, dia ny vadiny sy ny zanany lahy na vavy ary ny olona rehetra vory ao aminy, rehefa nanao ny fidiovan-tena hatrany hatrany ny besinimaro.
Malagasy Bible 1865
Ary nomena koa ny ankohonany rehetra izay voasoratra, dia ny vadiny mbamin'ny zananilahy sy ny zananivavy rehetra; fa tamin'ny fahamarinany no nanamasinany ny tenany ny amin'ny zavatra masina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nomena koa ny ankohonany rehetra izay voasoratra, dia ny vadiny mbamin’ny zanany lahy sy ny zanany vavy rehetra; satria tamin’ny fahamarinany no nanamasinany ny tenany ny amin’ny zavatra masina.
malagasy
Ary nomena koa ny ankohonany rehetra izay voasoratra, dia ny vadiny mbamin'ny zananilahy sy ny zananivavy rehetra; fa tamin'ny fahamarinany no nanamasinany ny tenany ny amin'ny zavatra masina.