2 Chronicles 31:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ho an’ny mpisorona, taranak’i Arona, koa, izay tany amin’ny tany manodidina ny tanànany, dia nisy olona voatonona anarana tamin’ny isan-tanàna hanome anjara ny lehilahy rehetra amin’ny mpisorona sy ny levita rehetra voasoratra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny amin’ny taranak’i Aarôna, dia ireo mpisorona nitoetra tany amin’ny faritry ny taniny, nanodidina ny tanànany, dia nisy lehilahy isan-tanàna, voatonona anarana, hanome ny anjaran’ny lehilahy amin’ny mpisorona sy ny Levita rehetra voasoratra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho an’ny mpisorona, taranak’i Aharôna, izay teny amin’ny tany manodidina ny tanànany, dia nisy olona voatonona anarana isan-tanàna mba hanome anjara ny lehilahy rehetra ary koa hanome anjara ny levita rehetra izay voasoratra.
Malagasy Bible 1865
Ary ho an'ny mpisorona, taranak'i Arona, koa, izay tany amin'ny tany manodidina ny tanànany, dia nisy olona voatonona anarana tamin'ny isan-tanàna hanome anjara ny lehilahy rehetra amin'ny mpisorona sy ny Levita rehetra voasoratra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ho an’ny mpisorona, taranak’i Arona, koa, izay tany amin’ny tany manodidina ny tanànany, dia nisy olona voatonona anarana tamin’ny isan-tanàna hanome anjara ny lehilahy rehetra amin’ny mpisorona sy ny levita rehetra voasoratra.
malagasy