2 Chronicles 31:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Toy izany no nataon’i Hezekia nanerana ny Joda rehetra; fa nanao izay tsara sy mety ary marina teo anatrehan’NY TOMPO Andriamaniny izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Toy izany no nataon’i Ezekiasa, eran’i Jodà rehetra; nanao izay tsara sy mahitsy ary marina eo anatrehan’i Iaveh Andriamaniny izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toy izany no nataon’i Hezekià manerana an’i Joda; ka nanao izay tsara sy mety izy, dia izay hitsiny teo anatrehan’ny TOMPO Andriamaniny.
Malagasy Bible 1865
Ary toy izany no nataon'i Hezekia eran'i Joda rehetra; fa nanao izay tsara sy mety ary marina eo anatrehan'i Jehovah Andriamaniny izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Toy izany no nataon’i Hezekia nanerana ny Joda rehetra; fa nanao izay tsara sy mety ary marina teo anatrehan’NY TOMPO Andriamaniny izy.
malagasy
Ary toy izany no nataon'i Hezekia eran'i Joda rehetra; fa nanao izay tsara sy mety ary marina eo anatrehan'i Jehovah Andriamaniny izy.Ary ny raharaha rehetra izay natombony ny amin'ny fanompoana ao an-tranon'Andriamanitra sy ny lalàna ary ny didy hitadiavana an'Andriamaniny dia nataony tamin'ny fony rehetra, fa nambinina izy