2 Chronicles 31:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny raharaha rehetra izay natombony ny amin’ny fanompoana ao amin’ny tranon’Andriamanitra sy ny lalàna ary ny didy hitadiavana an’Andriamaniny dia nataony tamin’ny fony manontolo ka nanambinana azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nataony tamin’ny fony tokoa ny raharaha rehetra nampanaoviny momba ny fanompoana ao an-tranon’i Iaveh, sy momba ny didy aman-dalàna nitadiavany an’Andriamaniny, ka nambinina izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fony nirotsaka tamin’ny asa rehetra momba ny fanompoana ny tranon’Andriamanitra ary momba ny lalànany sy ny didiny izy, dia nitady an’Andriamanitra tamin’ny fony manontolo; ka izany no nahazoany fanambinana.
Malagasy Bible 1865
Ary ny raharaha rehetra izay natombony ny amin'ny fanompoana ao an-tranon'Andriamanitra sy ny lalàna ary ny didy hitadiavana an'Andriamaniny dia nataony tamin'ny fony rehetra, fa nambinina izy
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
Ary ny raharaha rehetra izay natombony ny amin'ny fanompoana ao an-tranon'Andriamanitra sy ny lalàna ary ny didy hitadiavana an'Andriamaniny dia nataony tamin'ny fony rehetra, fa nambinina izy