2 Chronicles 31:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny volana fahatelo izy no nanomboka nanokotoko azy, ary tamin’ny volana fahafito no nahavitany azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny volana fahatelo no natomboka ny manao antontany ka tamin’ny volana fahafito vao vita.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny volana fahatelo no nanombohana nanao izany ary tamin’ny volana fahafito no nahavitana azy.
Malagasy Bible 1865
Tamin'ny volana fahatelo no vao nanomboka nanokotoko azy izy, ary tamin'ny volana fahafito no nahavitany azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny volana fahatelo izy no nanomboka nanokotoko azy, ary tamin’ny volana fahafito no nahavitany azy.
malagasy
Tamin'ny volana fahatelo no vao nanomboka nanokotoko azy izy, ary tamin'ny volana fahafito no nahavitany azy.