2 Chronicles 31:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony avy i Hezekia sy ny mpanapaka ka nahita ireo zavatra niavosa ireo dia nisaotra NY TOMPO sy ny Israely olony izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tonga i Ezekiasa sy ny lehibe ka nony nahita ireo antontany, dia nisaotra an’i Iaveh sy i Israely izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony tonga hijery ireo zavatra niavosa ireo i Hezekià sy ny manampahefana, dia nisaotra ny TOMPO sy ilay Israely vahoakany.
Malagasy Bible 1865
Ary nony avy Hezekia sy ny mpanapaka ka nahita ireo niavosa ireo, dia nisaotra an'i Jehovah sy ny Isiraely olony izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony avy i Hezekia sy ny mpanapaka ka nahita ireo zavatra niavosa ireo dia nisaotra NY TOMPO sy ny Israely olony izy.
malagasy
Ary nony avy Hezekia sy ny mpanapaka ka nahita ireo niavosa ireo, dia nisaotra an'i Jehovah sy ny Isiraely olony izy.