2 Chronicles 32:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no lazain’i Sankeriba, mpanjakan’i Asiria: Inona izato itokianareo, no dia miaritra fahoriana ato Jerosalema ianareo?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Izao no lazain’i Senakeriba mpanjakan’i Asiria: Inona izato itokianareo, no dia mihiboka atao fahirano ato Jerosalema ka tra-pahoriana ianareo?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Izao no lazain’i Saneheriba mpanjakan’i Asiria: «Mba inona izao itokianareo izao no dia miaritra fahoriana ato Jerosalema ianareo?
Malagasy Bible 1865
Izao nolazain'i Sankeriba, mpanjakan'i Asyria: Inona izato itokianareo, no dia miaritra fahoriana ato Jerosalema ianareo?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no lazain’i Sankeriba, mpanjakan’i Asiria: Inona izato itokianareo, no dia miaritra fahoriana ato Jerosalema ianareo?
malagasy
Izao nolazain'i Sankeriba, mpanjakan'i Asyria: Inona izato itokianareo, no dia miaritra fahoriana ato Jerosalema ianareo?