2 Chronicles 32:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy i Hezekia ihany va no mampirisika anareo hanolo-tena ho faty mosary sy hetaheta ka milaza hoe: NY TOMPO Andriamanitsika hamonjy antsika amin’ny tanan’ny mpanjakan’i Asiria?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy famitahan’i Ezekiasa anareo va mba hanolorany anareo ho faty mosary sy hetaheta, no nilazany hoe: I Iaveh Andriamanitsika no hamonjy antsika amin’ny tanan’ny mpanjakan’i Asiria?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy i Hezekià ihany va no manambosy anareo hanolo-tena ho faty mosary sy hetaheta ka milaza fa ny TOMPO Andriamanitrareo no hamonjy anareo tsy hiharan’ny fahefàko?
Malagasy Bible 1865
Tsy Hezekia ihany va no manambosy anareo hanole-tena ho faty mosary sy hetaheta ka.anao hoe: Jehovah Andriamanitsika hamonjy antsika amin'ny tanan'ny mpanjakan'i Syria?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy i Hezekia ihany va no mampirisika anareo hanolo-tena ho faty mosary sy hetaheta ka milaza hoe: NY TOMPO Andriamanitsika hamonjy antsika amin’ny tanan’ny mpanjakan’i Asiria?
malagasy
Tsy Hezekia ihany va no manambosy anareo hanole-tena ho faty mosary sy hetaheta ka.anao hoe: Jehovah Andriamanitsika hamonjy antsika amin'ny tanan'ny mpanjakan'i Syria?