2 Chronicles 32:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy io Hezekia io ihany koa va no nandrava ny toerana fanaovana sorona ny sy ny alitarany ary nanome didy ny Joda sy Jerosalema hoe: Eo anoloan’ny alitara iray no hiankohofanareo sy handoroanareo ditin-kazo manitra?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy io Ezekiasa io indrindra va no nandrava ny fitoerana avo sy ny ôtelin’i Iaveh, ka nilaza tamin’i Jodà sy i Jerosalema hoe: Eo anoloan’ny ôtely iray monja no hiankohofanareo ary ao no anateranareo zava-manitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa io Hezekià io koa no nandrava ireo toeram-pisoronana aman’ alitarany, ka nandidy ny mponin’i Joda sy i Jerosalema mba tsy hanao fanompoam-pivavahana afa-tsy eo anoloan’ny alitara tokana ary tsy handoro sorona hanetona afa-tsy eo ihany?
Malagasy Bible 1865
Tsy io Hezekia io ihany koa va no nandrava ny fitoerana avony sy ny alitarany ary nandidy ny Joda sy Jerosalema ka nanao hoe: Eo anoloan'ny alitara iray no iankohofanareo sy handoroanareo ditin-kazo manitra?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy io Hezekia io ihany koa va no nandrava ny toerana fanaovana sorona ny sy ny alitarany ary nanome didy ny Joda sy Jerosalema hoe: Eo anoloan’ny alitara iray no hiankohofanareo sy handoroanareo ditin-kazo manitra?
malagasy