2 Chronicles 32:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy fantatrareo va izay nataoko, dia izaho sy ny razako, tamin’ny firenena rehetra tany amin’ny tany hafa? Moa ireny andriamanitry ny firenena tany amin’ny tany hafa ireny va nisy nahavonjy ny taniny akory tamin’ny tanako?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary tsy mba fantatrareo va ny nataonay, dia izaho sy ny razako, tamin’ny firenena rehetra tamin’ny tany é?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy fantatrareo va izay nataon’ireo razako sy ny tenako tamin’ny firenena hafa rehetra eto an-tany? Moa nisy nahavonjy ny taniny tsy hiharan’ny fahefàko ve ireo andriamanitry ny firenen-kafa?
Malagasy Bible 1865
Tsy fantatrareo va izay nataoko, dia izaho sy ny razako, tamin'ny firenena rehetra tany amin'ny tany hafa? Moa ireny andriamanitry ny firenena tany amin'ny tany hafa ireny va nisy nahavonjy ny taniny akory tamin'iny tanako?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy fantatrareo va izay nataoko, dia izaho sy ny razako, tamin’ny firenena rehetra tany amin’ny tany hafa? Moa ireny andriamanitry ny firenena tany amin’ny tany hafa ireny va nisy nahavonjy ny taniny akory tamin’ny tanako?
malagasy