2 Chronicles 32:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Iza amin’ny andriamanitr’ireo firenena efa natolotra ho zavatra voaozon’ny razako ireo no nahavonjy ny olony tamin’ny tanako? Koa hahavonjy anareo amin’ny tanako va ny Andriamanitrareo?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Moa nahavonjy tokoa ny taniny tamin’ny tanako va, ny andriamanitry ny firenena amin’ny tany? Iza amin’ny andriamanitr’ireo firenena naringan’ny razako no nahavonjy ny vahoaka tamin’ny tanako, no dia hahavonjy anareo amin’ny tanako ny Andriamanitrareo?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny andriamanitr’ireo firenena efa naringan’ny razako ireo dia tsy nisy nahavonjy ny olony tsy hiharan’ny fahefàko, ka dia hahavonjy anareo tsy hiharan’ny fahefàko va ny Andriamanitrareo?
Malagasy Bible 1865
Iza amin'ny andriamanitr'ireo firenena efa naringan 'ny razako ireo no nahavonjy ny olony tamin'ny tanako, ka dia hahavonjy anareo amin'ny tanako va ny Andriamanitrareo?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Iza amin’ny andriamanitr’ireo firenena efa natolotra ho zavatra voaozon’ny razako ireo no nahavonjy ny olony tamin’ny tanako? Koa hahavonjy anareo amin’ny tanako va ny Andriamanitrareo?
malagasy
Iza amin'ny andriamanitr'ireo firenena efa naringan'ny razako ireo no nahavonjy ny olony tamin'ny tanako, ka dia hahavonjy anareo amin'ny tanako va ny Andriamanitrareo? [Heb. natao herema]