2 Chronicles 32:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indray andro dia narary efa saika maty i Hezekia, koa nivavaka tamin’NY TOMPO izy, ary niteny taminy NY TOMPO ka nanome azy famantarana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izany andro izany, narary efa ho faty i Ezekiasa, ka nivavaka tamin’i Iaveh, dia niteny taminy i Iaveh sy nanao fahagagana ho azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izany andro izany dia narary efa saiky maty i Hezekià; koa dia nivavaka tamin’ny TOMPO izy, ary novaliany sady nanaovany zava-mahagaga.
Malagasy Bible 1865
Tamin'izany andro izany dia narary efa saiky maty Hezekia, koa dia nivavaka tamin'i Jehovah izy, ary Jehovah niteny taminy ka nanome azy famantarana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indray andro dia narary efa saika maty i Hezekia, koa nivavaka tamin’NY TOMPO izy, ary niteny taminy NY TOMPO ka nanome azy famantarana.
malagasy
[Ny nahararian'i Hezekia sy ny nanaretany, ary ny hareny amam-boninahiny, sy ny nampietrena azy, ary ny nahafatesany] Tamin'izany andro izany dia narary efa saiky maty Hezekia, koa dia nivavaka tamin'i Jehovah izy, ary Jehovah niteny taminy ka nanome azy famantarana.