2 Chronicles 33:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Roa amby folo taona i Manase raha nanomboka nanjaka ary dimy amby dimampolo taona no nanjakany tany Jerosalema.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Roa ambin’ny folo taona i Manase fony vao nanjaka, ary dimy amby dimampolo taona no nanjakany tao Jerosalema.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Feno 12 taona i Manase fony tonga mpanjaka; ary naharitra 55 taona no nanjakany tao Jerosalema.
Malagasy Bible 1865
Roa ambin'ny folo taona Manase, fony izy vao nanjaka, ary dimy amby dimam-polo taona no nanjakany tany Jerosalema.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Roa amby folo taona i Manase raha nanomboka nanjaka ary dimy amby dimampolo taona no nanjakany tany Jerosalema.
malagasy
[Ny nanjakan'i Manase sy Amona] Roa ambin'ny folo taona Manase, fony izy vao nanjaka, ary dimy amby dimam-polo taona no nanjakany tany Jerosalema.