2 Chronicles 33:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary NY TOMPO niteny tamin’i Manase sy ny vahoakany, nefa tsy nety nihaino izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niteny tamin’i Manase sy ny vahoakany i Iaveh; nefa tsy nasian’izy ireo raharaha akory izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niteny tamin’i Manase sy ny vahoakany ny TOMPO, nefa tsy noraharahainy akory.
Malagasy Bible 1865
Ary Jehovah niteny tamin'i Manase sy ny vahoakany, nefa tsy nety nihaino izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary NY TOMPO niteny tamin’i Manase sy ny vahoakany, nefa tsy nety nihaino izy.
malagasy
Ary Jehovah niteny tamin'i Manase sy ny vahoakany, nefa tsy nety nihaino izy.