2 Chronicles 33:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia noentin’NY TOMPO hamely azy ny komandin’ny miaramilan’ny mpanjakan’i Asiria, ary nosamborin’ireo i Manase ka nasiany farango vy sady nasiany gadra varahina ary noentiny ho any Babilona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay dia nentin’i Iaveh hamely azy ireo ny lehiben’ny tafiky ny mpanjakan’i Asiria, nosamborin’ireo i Manase tamin’ny masom-by, nogiazany tamin’ny gadra varahina roa, dia nentiny nankany Babilôna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nasain’ny TOMPO ho tonga hamely azy ny mpitari-tafiky ny mpanjakan’i Asiria; ary nosamborin’ireo i Manase ka nasiany masombỳ sady nogadrany rojo halimo ary nentiny nankany Babilôna.
Malagasy Bible 1865
Dia nentin'i Jehovah hamely azy ny komandin'ny miaramilan'ny mpanjakan'i Asyria, dia nosamborin'ireo Manase ka nasiany masom-by sady nogadrany gadra varahina ary nentiny ho any Babylona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia noentin’NY TOMPO hamely azy ny komandin’ny miaramilan’ny mpanjakan’i Asiria, ary nosamborin’ireo i Manase ka nasiany farango vy sady nasiany gadra varahina ary noentiny ho any Babilona.
malagasy
Dia nentin'i Jehovah hamely azy ny komandin'ny miaramilan'ny mpanjakan'i Asyria, dia nosamborin'ireo Manase ka nasiany masom-by sady nogadrany gadra varahina ary nentiny ho any Babylona.