2 Chronicles 33:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony azom-pahoriana mafy izy vao nifona tamin’NY TOMPO Andriamaniny sady nanetry tena indrindra teo anatrehan’Andriamanitry ny razany
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony latsaka am-pahoriana izy vao nihanta an’i Iaveh Andriamaniny, nanetry tena lehibe teo anatrehan’ny Andriamanitry ny razany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa nianjadiam-pahoriana mafy izy, vao nitaraina tamin’ny TOMPO Andriamaniny sady niaiky heloka teo anatrehan’ilay Andriamanitry ny razany
Malagasy Bible 1865
Ary nony azom-pahoriana mafy izy, vao nifona tamin'i Jehovah Andriamaniny sady nanetry tena indrindra teo anatrehan'Andriamanitry ny razany
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony azom-pahoriana mafy izy vao nifona tamin’NY TOMPO Andriamaniny sady nanetry tena indrindra teo anatrehan’Andriamanitry ny razany
malagasy
Ary nony azom-pahoriana mafy izy, vao nifona tamin'i Jehovah Andriamaniny sady nanetry tena indrindra teo anatrehan'Andriamanitry ny razany