2 Chronicles 33:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka nivavaka taminy; ary NY TOMPO nanaiky ka nihaino ny fifonany, dia nampody azy ho any Jerosalema ho any amin’ny fanjakany. Dia fantatr’i Manase fa NY TOMPO no Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nangataka taminy izy; dia nety ifonana i Iaveh ka nihaino ny fifonany, sy nampody azy ho any Jerosalema amin’ny fanjakany. Dia niaiky i Manase fa Andriamanitra i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka nifona taminy. Dia nandeferan’ny TOMPO izy sy nohenoiny vavaka ary nampodîny ho any Jerosalema hanohy ny maha mpanjaka azy. Tamin’izay no nieken’i Manase fa ny TOMPO no hany Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
ka nivavaka taminy; ary Jehovah nanaiky ka nihaino ny fifonany, dia nampody azy ho any Jerosalema ho any amin'ny fanjakany. Ka dia fantatr'i Manase fa Jehovah no Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka nivavaka taminy; ary NY TOMPO nanaiky ka nihaino ny fifonany, dia nampody azy ho any Jerosalema ho any amin’ny fanjakany. Dia fantatr’i Manase fa NY TOMPO no Andriamanitra.
malagasy
ka nivavaka taminy; ary Jehovah nanaiky ka nihaino ny fifonany, dia nampody azy ho any Jerosalema ho any amin'ny fanjakany. Ka dia fantatr'i Manase fa Jehovah no Andriamanitra.