2 Chronicles 33:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanorina ny alitaran’NY TOMPO indray izy ka namono zavatra hatao fanati-pihavanana sy fanati-pisaorana teo amboniny, sady nanome didy ny Joda hanompo NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia naoriny indray ny ôtelin’i Iaveh, ka nanatitra sorom-pihavanana amam-pisaorana teo izy, ary nandidy an’i Jodà hanompo an’i Iaveh Andriamanitr’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Naveriny amin’ny laoniny indray ny alitaran’ny TOMPO ka nanolorany sorom-pihavanana sy sorom-pisaorana teo amboniny; ary nodidiany hanompo ny TOMPO Andriamanitr’i Israely ny Jodeanina.
Malagasy Bible 1865
Ary nanorina indray ny alitaran'i Jehovah izy ka namono zavatra hatao fanati-pihavanana sy fanati-pisaorana teo amboniny, dia nandidy ny Joda hanompo an'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanorina ny alitaran’NY TOMPO indray izy ka namono zavatra hatao fanati-pihavanana sy fanati-pisaorana teo amboniny, sady nanome didy ny Joda hanompo NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely.
malagasy
Ary nanorina indray ny alitaran'i Jehovah izy ka namono zavatra hatao fanati-pihavanana sy fanati-pisaorana teo amboniny, dia nandidy ny Joda hanompo an'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely.