2 Chronicles 33:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny olona dia mbola namono zavatra hatao fanatitra teny amin’ny toerana fanaovana sorona ihany, kanefa kosa ho an’NY TOMPO Andriamaniny izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mbola nanao sorona teny amin’ny fitoerana avo ihany ny vahoaka, nefa tsy ho an’iza fa ho an’i Iaveh Andriamaniny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mbola nanao sorona teny amin’ny toeram-pisoronana hafa ny olona, saingy ho an’ny TOMPO Andriamaniny ihany no nanolorany izany.
Malagasy Bible 1865
Fa ny olona mbola namono zavatra hatao fanatitra teny amin'ny fitoerana avo ihany, kanefa kosa ho an'i Jehovah Andriamaniny ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny olona dia mbola namono zavatra hatao fanatitra teny amin’ny toerana fanaovana sorona ihany, kanefa kosa ho an’NY TOMPO Andriamaniny izany.
malagasy
Fa ny olona mbola namono zavatra hatao fanatitra teny amin'ny fitoerana avo ihany, kanefa kosa ho an'i Jehovah Andriamaniny ihany.