2 Chronicles 33:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny tantaran’i Manase sisa mbamin’ny vavaka nataony tamin’Andriamaniny sy ny tenin’ireo mpahita izay niteny taminy tamin’ny anaran’NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely, indro, ao amin’ny tantaran’ny mpanjakan’ny Israely izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny asan’i Manase sisa, ny vavaka nataony tamin’ny Andriamaniny, ny tenin’ireo mpahita niteny tamin’ny Anaran’i Iaveh Andriamanitr’i Israely, dia efa samy voasoratra ao amin’ny asan’ny mpanjakan’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny sisa amin’ny tantaran’i Manase, indrindra ny vavaka nataony tamin’Andriamaniny sy ny tenin’ireo mpahita izay niteny azy tamin’ny anaran’ny TOMPO Andriamanitr’i Israely, dia voarakitra ao amin’ny Asan’ireo mpanjakan’i Israely.
Malagasy Bible 1865
Ary ny tantaran'i Manase sisa mbamin'ny vavaka nataony tamin'Andriamaniny sy ny tenin'ireo mpahita izay niteny taminy tamin'ny anaran'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely indro, ao amin'ny tantaran'ny mpanjakan'ny Isiraely izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny tantaran’i Manase sisa mbamin’ny vavaka nataony tamin’Andriamaniny sy ny tenin’ireo mpahita izay niteny taminy tamin’ny anaran’NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely, indro, ao amin’ny tantaran’ny mpanjakan’ny Israely izany.
malagasy