2 Chronicles 33:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanao izay ratsy teo imason’NY TOMPO izy, tahaka ny fahavetavetan’ny firenena izay noroahin’NY TOMPO tsy ho eo anoloan’ny Zanak’Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanao izay ratsy eo imason’i Iaveh izy, nanaraka ny fahavetavetan’ny firenena noroahin’i Iaveh teo anoloan’ny zanak’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanao izay ratsy eo imason’ny TOMPO izy ka naka tahaka ny fanompoan-tsampy maharikoriko fanaon’ireo firenena izay noroahin’ny TOMPO teo anoloan’ny Israelita.
Malagasy Bible 1865
Ary nanao izay ratsy eo mason'i Jehovah izy tahaka ny fahavetavetan'ny firenena izay noroahin'i Jehovah tsy ho eo anoloan'ny Zanak'isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanao izay ratsy teo imason’NY TOMPO izy, tahaka ny fahavetavetan’ny firenena izay noroahin’NY TOMPO tsy ho eo anoloan’ny Zanak’Israely.
malagasy
Ary nanao izay ratsy eo mason'i Jehovah izy tahaka ny fahavetavetan'ny firenena izay noroahin'i Jehovah tsy ho eo anoloan'ny Zanak'isiraely.