2 Chronicles 33:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nodimandry any amin’ny razany i Manase, dia nalevina tao an-tranony izy; ary i Amona zanany no nanjaka nandimby azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nody mandry any amin’ny razany i Manase ka nalevina tao an-tranony. I Amôna zanany no nanjaka nandimby azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa lasa nodimandry any amin’ny razany kosa i Manase, dia nalevina tao amin’ny sahany. Ary i Amôna zanany lahy no nanjaka nandimby azy.
Malagasy Bible 1865
Ary Manase lasa nodi-mandry any amin'ny razany, dia nalevina tao an-tranony; ary Amona zanany no nanjaka nandimby azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nodimandry any amin’ny razany i Manase, dia nalevina tao an-tranony izy; ary i Amona zanany no nanjaka nandimby azy.
malagasy
Ary Manase lasa nodi-mandry any amin'ny razany, dia nalevina tao an-tranony; ary Amona zanany no nanjaka nandimby azy.