2 Chronicles 33:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Roa amby roapolo taona i Amona raha nanomboka nanjaka ary roa taona no nanjakany tany Jerosalema.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary 22 taona i Amôna fony vao nanjaka, ary roa taona no nanjakany tao Jerosalema.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Feno 22 taona i Amôna fony tonga mpanjaka; ary naharitra roa taona no nanjakany tao Jerosalema.
Malagasy Bible 1865
Roa amby roa-polo taona Amona, fony izy vao nanjaka, ary roa taona no nanjakany tany Jerosalema.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Roa amby roapolo taona i Amona raha nanomboka nanjaka ary roa taona no nanjakany tany Jerosalema.
malagasy
Roa amby roa-polo taona Amona, fony izy vao nanjaka, ary roa taona no nanjakany tany Jerosalema.