2 Chronicles 33:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanao izay ratsy teo imason’NY TOMPO tahaka ny nataon’i Manase rainy ihany izy; satria ny sarin-javatra voasokitra rehetra nataon’i Manase rainy dia namonoan’i Amona zavatra hatao fanatitra ka notompoiny;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanao izay ratsy eo imason’i Iaveh, tahaka ny nataon’i Manase rainy izy, nanao sorona tamin’ny sarin-javatra rehetra nataon-drainy, i Amôna, ary nanompo an’ireny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanao izay ratsy teo imason’ny TOMPO izy tahaka an’i Manase rainy. Fa ny sarivongan-tsampy rehetra nataon’i Manase rainy dia nanoloran’i Amôna sorona sy nanaovany fanompoam-pivavahana;
Malagasy Bible 1865
Ary nanao izay ratsy eo imason'i Jehovah tahaka ny nataon'i Manase rainy ihany izy; fa ny sarin-javatra voasokitra rehetra nataon'i Manase rainy dia namonoan'i Amona zavatra hatao fanatitra ka notompoiny;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanao izay ratsy teo imason’NY TOMPO tahaka ny nataon’i Manase rainy ihany izy; satria ny sarin-javatra voasokitra rehetra nataon’i Manase rainy dia namonoan’i Amona zavatra hatao fanatitra ka notompoiny;
malagasy